Baiboly & Fihirana Protestanta / What's New in v20.4.8-0000
- Fanisana ny andinin-tSoratra Masina voavakinao
- Mifanaraka kokoa amin'ny fitadiavana hira ao anaty Fihirana ny
#clavier miseho rehefa mikaroka hira
- Miseho lisitra ny ao amin'ny Vavaka samihafa fa tsy mila
fikarohana intsony
- Fanatsarana vitsivitsy ho an'ny Tablettes
- Fanitsiana voaray avy aminao mpampiasa ny Application : Nomery,
II Samoela, Isaia, Ezekiela, Filipiana
Choose Download Locations for Baiboly & Fihirana Protestanta v20.4.8-0000